Forum Malagasy
 
Recherche avancée
   
 
Home S’enregistrer FAQ Membres Groupes  
 
 

 
         

Forum Malagasy Index du Forum Fandalinana Soratra Masina Soratra Masina Soratra Masina
Montrer les messages depuis:   
      Toutes les heures sont au format GMT + 1 Heure  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet

09/10/2005 14:33:36
Auteur Message
Christallina
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 09 Oct 2005
Messages: 23
Localisation: Paris

Sujet du message: Soratra Masina Répondre en citant

Ary noho izany, dia raiso avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hanohitra amin'ny andro mahory; ary rehefa vitanareo avokoa, dia hahafahatra hianareo.
Efesiana 6:13


 
      Revenir En Haut  

09/10/2005 14:33:36
Auteur Message
Publicité






Sujet du message: Publicité

PublicitéSupprimer les publicités ?
 
      Revenir En Haut  

13/10/2005 08:33:29
Auteur Message
Christallina
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 09 Oct 2005
Messages: 23
Localisation: Paris

Sujet du message: Soratra Masina Répondre en citant

Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho; ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy.
Salamo 34:11


 
      Revenir En Haut  

21/10/2005 09:00:03
Auteur Message
Christallina
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 09 Oct 2005
Messages: 23
Localisation: Paris

Sujet du message: Soratra Masina Répondre en citant

Raha Andriamanitra no momba antsika, iza no hahatohitra antsika?
Romana 8:31


 
      Revenir En Haut  

05/11/2005 14:22:49
Auteur Message
Christallina
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 09 Oct 2005
Messages: 23
Localisation: Paris

Sujet du message: Soratra Masina Répondre en citant

Tao amin'ny lalina no niantsoako Anao,Jehovah ô.
Tompo ô, henoy ny feoko;
Aoka ny sofinao hihaino tsara ny feon'ny fifonako.
Salamo 130:1-2


 
      Revenir En Haut  

22/02/2006 09:17:21
Auteur Message
ralay
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Soratra Masina Répondre en citant

Indro efa noesoriko teny an-tananao,ny kapoaka mahajenjina,ny kapoakan'ny fahatezerako;tsy hisotro izany intsony ianao,izao sisa izao.
IZAIA 51-22


 
      Revenir En Haut  

28/02/2006 20:10:58
Auteur Message
Christallina
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 09 Oct 2005
Messages: 23
Localisation: Paris

Sujet du message: Soratra Masina Répondre en citant

Nahoana no mitanondrika hianao, ry fanahiko? ary nahoana no mitoloko ato anatiko hianao? Manantenà an' Andriamanitra, fa mbola hidera Azy ihany aho, Izy no famonjena ny tavako sady Andriamanitro.
Salamo 42 : 11


 
      Revenir En Haut  

03/03/2006 07:03:16
Auteur Message
Christallina
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 09 Oct 2005
Messages: 23
Localisation: Paris

Sujet du message: Soratra Masina Répondre en citant

Aoka tsy ho amin' ny fitiavambola ny toe-tsainareo, fa mianina amin' izay anananareo; fa hoy Izy: Izaho tsy handao anao mihitsy na hahafoy anao akory.
Hebreo 13 : 5


 
      Revenir En Haut  

14/03/2006 20:28:52
Auteur Message
Christallina
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 09 Oct 2005
Messages: 23
Localisation: Paris

Sujet du message: Soratra Masina Répondre en citant

Jehovah efa nandre ny fangatahako;
Jehovah no handray ny fivavahako.
Ho menatra sy hangovitra ny fahavaloko;
Hihodina izy ka ho menatra tampoka.
Salamo 6:9-10


 
      Revenir En Haut  

05/06/2006 09:20:56
Auteur Message
Christallina
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 09 Oct 2005
Messages: 23
Localisation: Paris

Sujet du message: Soratra Masina Répondre en citant

Indro, Izaho efa hanao zava-baovao,
Koa ankehitriny dia efa miposaka izany;
tsy hahalala izany va hianareo?
Eny, any an-efitra no hanaovako lalana
Ary any amin'ny tany lao no hasiako ony.
Isaia 43:19


 
      Revenir En Haut  

10/09/2006 02:00:27
Auteur Message
john10_2730
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Soratra Masina Répondre en citant

Fahasalamana,
Mba jereo koa hoe ny site-nay ê:
http://www.timeforchrist.ca


 
      Revenir En Haut  

11/10/2006 15:08:46
Auteur Message
zandry
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Soratra Masina Répondre en citant

Salama daholo e!
ity ny site natokana ihany koa ho an'ny malagasy :

- tsy ho ela fandaharana vonjeo ny fianakaviana
(video sy audio)


 
      Revenir En Haut  

11/10/2006 15:11:27
Auteur Message
zandry
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Soratra Masina Répondre en citant

http://www.agape1.fr

 
      Revenir En Haut  

23/10/2017 23:29:01
Auteur Message
Contenu Sponsorisé






Sujet du message: Soratra Masina

 
      Revenir En Haut  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet

 
Réponse rapide:
Pseudo: 


    Smilies
      Revenir En Haut  

 


      Revenir En Haut  

Page 1 sur 1
Sauter vers:  

We request you retain the full copyright notice below including the link to www.phpbb.com. This not only gives respect to the large amount of time given freely by the developers but also helps build interest, traffic and use of phpBB 2.0. If you cannot (for good reason) retain the full copyright we request you at least leave in place the Powered by phpBB line, with phpBB linked to www.phpbb.com. If you refuse to include even this then support on our forums may be affected. The phpBB Group : 2002 // Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Traduction par : phpBB-fr.com -->
Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Avalanche style by What Is Real © 2004