Forum Malagasy
 
Recherche avancée
   
 
Home S’enregistrer FAQ Membres Groupes  
 
 

 
         

Forum Malagasy Index du Forum FILAZANA - A LIRE Vaovao Mahasoa - NEWS Antso avy amin'ny ministry ny fiarovam-pirenena tetezamita
Montrer les messages depuis:   
      Toutes les heures sont au format GMT + 1 Heure  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet

04/03/2009 14:05:48
Auteur Message
Nami
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Antso avy amin'ny ministry ny fiarovam-pirenena tetezamita Répondre en citant

Antananarivo 04 Martsa 2009   
    
Antso ataon’ny Jeneraly (ER) Raonenantsoamampianina, Minisitry ny Fiarovam-pirenena ao amin’ny Governemanta Tetezamita.   
  Ry Manamboninahitra , ry Manamboninahitra lefitra, Kaporaly ary miaramila tsotra ao amin’ny Tafika Malagasy sy ny Zandarimariam-pirenena.
Manao izao antso izao handinihanareo tena. Ho an’ny Tanindrazana ary foloalindahy miara-dia miaro ny tombontsoa sy ny ain’ny vahoaka Malagasy no tarigetratsika. Eo anoloan’ny baiko mifanohitra amin’izany tarigetratsika izany ary baiko omena anareo amin’izao  fotoan-tsarotra izao dia manao izao antso izao aho:
Mijanòna eny anivon’ny vondrona misy anareo tsirairay avy. Izany no atao sady baiko voalohany omeko anareo, dia mba hamonjena ny Tanindrazana sy ny vahoaka Malagasy:
 
1.    Ianareo miandry ny toby : hamafiso ny fiambenana,
2.    Ianareo izay ao anivon’ny EMMO voatery hanao barrage na handrava ny fivoriam-bahoaka mitaky fahafahana:  aza mampiasa ny fitaovana eny aminareo fa sarobidy ny aina Malagasy. Manaova toy ny renfort tany Ambositra, tonga dia miara-dia amin’ny vahoaka niaviana ary mandrava ny asa ratsin’ny mpandroba.
3. Ianareo izay manapa-kevitra eo anivon’ny EMMO: mahavita azy ianareo raha baikon’ny fitiavan-tanindrazana fa tsy ireo vazaha afrikana tatsimo, mpisoloky fahefana ampiarahina aminareo. Mahatsiarova tena.
Misaotra anareo.
Ho an’ny Tanindrazana.
4. Afaka manao toy izany koa ianareo ao amin’ny Polisim-pirenena. Ny mpandroba no iadio.
5. A message for the South African Embassy: it is a Malagasy concern. Some South African people are implicated within Malagasy Armed Forces making things worse. Please would you like telling them to stop their activities in Madagascar and to go back home.
Jeneraly (ER)Raonenantsoamampianina   
Minisitry ny Fiarovam-pirenena   
Governemanta Tetezamita   


 
      Revenir En Haut  

04/03/2009 14:05:48
Auteur Message
Publicité






Sujet du message: Publicité

PublicitéSupprimer les publicités ?
 
      Revenir En Haut  

19/04/2009 09:10:18
Auteur Message
aiza
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Antso avy amin'ny ministry ny fiarovam-pirenena tetezamita Répondre en citant

ry mba aiza io jeneraly io izao??

 
      Revenir En Haut  

23/10/2017 23:32:32
Auteur Message
Contenu Sponsorisé






Sujet du message: Antso avy amin'ny ministry ny fiarovam-pirenena tetezamita

 
      Revenir En Haut  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet

 
Réponse rapide:
Pseudo: 


    Smilies
      Revenir En Haut  

 


      Revenir En Haut  

Page 1 sur 1
Sauter vers:  

We request you retain the full copyright notice below including the link to www.phpbb.com. This not only gives respect to the large amount of time given freely by the developers but also helps build interest, traffic and use of phpBB 2.0. If you cannot (for good reason) retain the full copyright we request you at least leave in place the Powered by phpBB line, with phpBB linked to www.phpbb.com. If you refuse to include even this then support on our forums may be affected. The phpBB Group : 2002 // Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Traduction par : phpBB-fr.com -->
Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Avalanche style by What Is Real © 2004