Forum Malagasy
 
Recherche avancée
   
Home S’enregistrer FAQ Membres Groupes  
 
Forum Malagasy Index du Forum FORUM - REGIONS Antsirabe Saint jo bira 80 -90
Montrer les messages depuis:   
      Toutes les heures sont au format GMT + 1 Heure  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet Aller à la page: 1, 2, 3  >

08/10/2005 18:10:26
Auteur Message
STD89
Invité

Hors ligne

Sujet du message: Saint jo bira 80 -90 Répondre en citant

Tohizo ato ary le conversation tany amin'ny wanadoo e !
Tsy misy arako mihitsy jusqu' zao ny bandy sy sipa sous pseudo reo leaza?

[editer par l'administrateur: Manasa anao STD89 hisoratra anarana e!
Tsindrio eto http://malagasy.xooit.com/profile.php?mode=register]

      Revenir En Haut  

08/10/2005 18:10:26
Auteur Message
Publicité

Sujet du message: Publicité

PublicitéSupprimer les publicités ?
 
      Revenir En Haut  

08/10/2005 18:13:37
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Re: Saint jo bira 80 -90 Répondre en citant

STD89 a écrit:
Tohizo ato ary le conversation tany amin'ny wanadoo e !
Tsy misy arako mihitsy jusqu' zao ny bandy sy sipa sous pseudo reo leaza?

Tonga zahay e! mbola tsy arakareo foana ve zahay? indice faharoa: anisan'ireo redoublant vitsivitsy t@ année scolaire 88-89 Laughing

      Revenir En Haut  

09/10/2005 11:19:59
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Saint jo bira 80 -90 Répondre en citant

taomy ny olona ho avy e! mba hamelona ity resaka ity ndray sa nankaiza daholo?aza mamaky fotsiny fa mandraisa anjara.

      Revenir En Haut  

10/10/2005 15:30:57
Auteur Message
Anja
Invité

Hors ligne

Sujet du message: Saint jo bira 80 -90 Répondre en citant

Za koa zany tsy mety mahafantatra reo olona rehetra reo nefa raha ny resaka hitako dia niray kilasy tamiko daholo ry zareo, zahay moa t@ zany tsy dia e resaka, mpinamana 6 mianadahy foana zahay no miara-mody sy mianatra matetika

[editer par l'administrateur: Manasa anao Anja hisoratra anarana e!
Tsindrio eto http://malagasy.xooit.com/profile.php?mode=register]

      Revenir En Haut  

10/10/2005 15:46:49
Auteur Message
antsira
Invité

Hors ligne

Sujet du message: Saint jo bira 80 -90 Répondre en citant

Anja a écrit:
Za koa zany tsy mety mahafantatra reo olona rehetra reo nefa raha ny resaka hitako dia niray kilasy tamiko daholo ry zareo, zahay moa t@ zany tsy dia e resaka, mpinamana 6 mianadahy foana zahay no miara-mody sy mianatra matetika

ka mba hilazao misimisy koa zahay hafantaranay anao e! ohatra hoe firy ème t@ taona firy Very Happy

      Revenir En Haut  

11/10/2005 10:37:38
Auteur Message
Félix
Invité

Hors ligne

Sujet du message: Saint jo bira 80 -90 Répondre en citant

antsira a écrit:

Tsary misy mety hiditra aty reo ao @ wanadoo ao reo fa izao aza dia efa mitady tsy hisy ho hita intsony indray ry lekary isany koa

      Revenir En Haut  

11/10/2005 11:15:17
Auteur Message
antsira
Invité

Hors ligne

Sujet du message: Saint jo bira 80 -90 Répondre en citant

Félix a écrit:
Tsary misy mety hiditra aty reo ao @ wanadoo ao reo fa izao aza dia efa mitady tsy hisy ho hita intsony indray ry lekary isany koa

Ary iza moa Felix ity? tsary fantatray koa anie e! Wink

      Revenir En Haut  

11/10/2005 14:01:32
Auteur Message
Anja
Invité

Hors ligne

Sujet du message: Saint jo bira 80 -90 Répondre en citant

Félix a écrit:
antsira a écrit:
Anja a écrit:
Za koa zany tsy mety mahafantatra reo olona rehetra reo nefa raha ny resaka hitako dia niray kilasy tamiko daholo ry zareo, zahay moa t@ zany tsy dia e resaka, mpinamana 6 mianadahy foana zahay no miara-mody sy mianatra matetika

ka mba hilazao misimisy koa zahay hafantaranay anao e! ohatra hoe firy ème t@ taona firy Very Happy

Tsary misy mety hiditra aty reo ao @ wanadoo ao reo fa izao aza dia efa mitady tsy hisy ho hita intsony indray ry lekary isany koa

Zao ary e, 89-90 aho no TD tao @ college dia niala avy eo fa tsy nifanaraka t@ biggotto, tsy vita akory ny annee scolaire. Tonga angamba dia fantatra be @ zay e.

      Revenir En Haut  

11/10/2005 14:14:14
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Saint jo bira 80 -90 Répondre en citant

Anja a écrit:
Zao ary e, 89-90 aho no TD tao @ college dia niala avy eo fa tsy nifanaraka t@ biggotto, tsy vita akory ny annee scolaire. Tonga angamba dia fantatra be @ zay e.

Tena mbola promo taorianay zany...zahay TD 88-89 fa lasa koa aho nifindra tany tanà debut janvier 89...sarotra be ilay maka bac tany bira Rolling Eyes

      Revenir En Haut  

11/10/2005 22:15:21
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Saint jo bira 80 -90 Répondre en citant

std89> ! i rija alain teny amboditsiry teny no niasa hitako farany t@ 2001 dia toa niala tany ileiry dia tsy hitako tsony izay misy azy zao.mbola nifanoratra mail ihany zahay roalahy t@ 2003 dia tsy naharenesako vao² tsony taorian'izay. Mba alefaso MP amiko hoe iza marina enao ra std89.

      Revenir En Haut  

12/10/2005 10:34:55
Auteur Message
maloiah
Invité

Hors ligne

Sujet du message: Saint jo bira 80 -90 Répondre en citant

Mir a écrit:

tsy fantako aloha hoe iza daholo nareo fa nandalo st jo ny tena dia miditra eto. isan'ny naman'i Rija alain ny tena, ao Tana ao iany izy, tao amin'ny CARE International izy no re farany. izao izy tsy hainay na aiza alou na aiza, refa misy contact aminy dia mifanome vao² eo foana e,

[Editer par le modérateur : Manasa anao hiditra ry maloiah a, zaho mahafantatra tsara ny misy an'i Rija Alain ka tongava fa samy namany daholo isika e!]
[url])(http://malagasy.xooit.com/profile.php?mode=register)[/url]

      Revenir En Haut  

12/10/2005 17:48:38
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Saint jo bira 80 -90 Répondre en citant

ka ny tena important dia ny miresaka zavatra mahafinaritra sy pgm sns sy mifanome vao² fa ny eto dia tsika samy tsika daholo ihany. Raha te hifankalala mivantana tsara isika dia midira membre (misoratra anarana) dia afaka mifanoratra mivantana @ message privé @ zay afaka esorina ny saron-tava @ ity pseudo ity.Ny invité mantsy limité ny zavatra azony atao.
Fa dia mahafinaritra ny fandalovana ka tongava matetika.

      Revenir En Haut  

13/10/2005 09:15:54
Auteur Message
Félix
Invité

Hors ligne

Sujet du message: Saint jo bira 80 -90 Répondre en citant

Ka na i Antsira na i Anja koa aza tsa misy fantatro.Za taorian'i Anja 1 taona vao kilasy famaranana fa na dia izany aza fanatro aby nareo satria izaho somary nidofotra izay ihany tany @ kilasy ambany tany no sady ny akamako niaraka t@ nareo ireo aby,ary mety ho kobonareo tsara aho.

[editer par l'administrateur: Manasa anao Felix hisoratra anarana e!
Tsindrio eto http://malagasy.xooit.com/profile.php?mode=register]

      Revenir En Haut  

13/10/2005 13:03:03
Auteur Message
Anja
Invité

Hors ligne

Sujet du message: Saint jo bira 80 -90 Répondre en citant

maloiah a écrit:
Mir a écrit:
std89> ! i rija alain teny amboditsiry teny no niasa hitako farany t@ 2001 dia toa niala tany ileiry dia tsy hitako tsony izay misy azy zao.mbola nifanoratra mail ihany zahay roalahy t@ 2003 dia tsy naharenesako vao² tsony taorian'izay. Mba alefaso MP amiko hoe iza marina enao ra std89.

tsy fantako aloha hoe iza daholo nareo fa nandalo st jo ny tena dia miditra eto. isan'ny naman'i Rija alain ny tena, ao Tana ao iany izy, tao amin'ny CARE International izy no re farany. izao izy tsy hainay na aiza alou na aiza, refa misy contact aminy dia mifanome vao² eo foana e,

I Rija alain mbola ao @care foana ka, eto ambodivona izy zao no miasa ho anareo zay mitady azy.
>>STD89 : na 1 taona talohako ary enao ange tokony mifankafantatra foana tsika satria za 6e no nanomboka nianatra tao, dia niala kely 2 taona tsy nanao 2nde tao dia niverina ndray avy eo, nanao 1ere tao, zany hoe raha efa nianatra ela tao koa enao dia nisy fotoana tsika meme classe na classe parallele.

      Revenir En Haut  

13/10/2005 13:30:03
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Saint jo bira 80 -90 Répondre en citant

Anja a écrit:
I Rija alain mbola ao @care foana ka, eto ambodivona izy zao no miasa ho anareo zay mitady azy.

Ka mety mahita an'i Rija Alain ve izany enao? raha mba hitanao izy dia mba asaivo mandalo eto @ ity forum ity izy na alaivo ny mail-ny dia alefaso MP (message privé) amiko (efa membre enao izao ka afaka manao izay.). Misaotra mialoha e!

      Revenir En Haut  

23/10/2017 23:22:55
Auteur Message
Contenu Sponsorisé

Sujet du message: Saint jo bira 80 -90

      Revenir En Haut  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet Aller à la page: 1, 2, 3  >

Réponse rapide:
Pseudo: 

    Smilies
      Revenir En Haut  

      Revenir En Haut  

Page 1 sur 3
Aller à la page: 1, 2, 3  >
Sauter vers:  

We request you retain the full copyright notice below including the link to www.phpbb.com. This not only gives respect to the large amount of time given freely by the developers but also helps build interest, traffic and use of phpBB 2.0. If you cannot (for good reason) retain the full copyright we request you at least leave in place the Powered by phpBB line, with phpBB linked to www.phpbb.com. If you refuse to include even this then support on our forums may be affected. The phpBB Group : 2002 // Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Traduction par : phpBB-fr.com -->
Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Avalanche style by What Is Real © 2004