Forum Malagasy
 
Recherche avancée
   
 
Home S’enregistrer FAQ Membres Groupes  
 
 

 
         

Forum Malagasy Index du Forum Resaka Hafa Resaka samihafa Tantara Gasy
Montrer les messages depuis:   
      Toutes les heures sont au format GMT + 1 Heure  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet

12/11/2007 21:39:36
Auteur Message
voangy
Vao teraka
Vao teraka

Hors ligne

Inscrit le: 12 Nov 2007
Messages: 3

Sujet du message: Tantara Gasy Répondre en citant

Niainga hono , ny voro-manidina rehetra teto ambonin'ny tany ka nifanaiky hifidy mpanjaka , nefa tsy mba tonga teo ny vorondolo , fa sendra nampifana ny vadiny . Dia nifanaiky ny vorona rehetra fa izay mahita ny vorondolo ka tsy mamono azy , dia hariana amim-pihavanana ka hatao fahavalo mihitsy .
Izany hono , no tsy andehana'ny vorondolo antoandro , satria izay vorona mahita azy dia mifandrombaka mamono azy avokoa . Dia nanendry tena ho mpanjaka kosa ny voromahery , nefa tsy neken'ny be sy ny maro , satria mahery setra laotra , ka dia nifandrafy taminy izy ; koa izany vorona hitany dia paohiny avokoa . Ka dia nifanara-kevitra ny vorona fa ny railovy no hofidiana mpanjakany , satria izy no tsara tarehy sy lava sanga no mahay feo samy hafa . Izany hono , no nanaovan'ny olona ny railovy hoe mpanjakan'ny vorona rehetra .

Anganon'ny Ntoalo + Akany Béryl-Rose -    Smile


 
      Revenir En Haut  

12/11/2007 21:39:36
Auteur Message
Publicité






Sujet du message: Publicité

PublicitéSupprimer les publicités ?
 
      Revenir En Haut  

08/07/2008 20:41:59
Auteur Message
kalakely
Invité

Hors ligne




Sujet du message: mba te hiresaka Répondre en citant

manahoana ndry ry voangy izao moa tsy dia manana tantara omena ndry fa dia faly iaho mahita fa mba misy sity gasy aty afaka hiresahany izay mahay miteny gasy rehetra avy aiza moa ianao any dago sa any andafy izao amizao aty andafy dia mitady namana fa dia rery tsy misy olona ho resahana mba valio re azafady misotra

 
      Revenir En Haut  

30/08/2008 21:30:13
Auteur Message
Milanamana
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Tantara Gasy Répondre en citant

Ka zahay koa aty an-dafy fa inona ary no azo resahana?

 
      Revenir En Haut  

23/10/2017 23:29:26
Auteur Message
Contenu Sponsorisé






Sujet du message: Tantara Gasy

 
      Revenir En Haut  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet

 
Réponse rapide:
Pseudo: 


    Smilies
      Revenir En Haut  

 


      Revenir En Haut  

Page 1 sur 1
Sauter vers:  

We request you retain the full copyright notice below including the link to www.phpbb.com. This not only gives respect to the large amount of time given freely by the developers but also helps build interest, traffic and use of phpBB 2.0. If you cannot (for good reason) retain the full copyright we request you at least leave in place the Powered by phpBB line, with phpBB linked to www.phpbb.com. If you refuse to include even this then support on our forums may be affected. The phpBB Group : 2002 // Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Traduction par : phpBB-fr.com -->
Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Avalanche style by What Is Real © 2004