Forum Malagasy
 
Recherche avancée
   
 
Home S’enregistrer FAQ Membres Groupes  
 
 

 
         

Forum Malagasy Index du Forum Fandalinana Soratra Masina Soratra Masina Vatsim-panahy anio 15/04/2006
Montrer les messages depuis:   
      Toutes les heures sont au format GMT + 1 Heure  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet

15/04/2006 12:21:15
Auteur Message
Christallina
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 09 Oct 2005
Messages: 23
Localisation: Paris

Sujet du message: Vatsim-panahy anio 15/04/2006 Répondre en citant

Nalaina tao @ Liste diffusion Birao mafa ary hisaorana ny mpanoratra.

Soyez transformés

« Ne vous conformez pas au monde présent, mais soyez transformés par le renouvellement de votre intelligence, pour discerner quelle est la volonté de Dieu: ce qui est bien, ce qui lui est agréable, ce qui est parfait. » Rom.12:2

"Soyez transformés". L'original signifie aussi "passez par la métamorphose". Cette transformation est un changement radical du vieil homme pour devenir un nouvel être. Ce n'est pas seulement une amélioration de l'ancien, ni une modification . Parce qu'il y aura toujours la tendance à se conformer au monde présent, tant que l'on n' arrive pas à discerner la volonté de Dieu qui ne peut être que bien, agréable, et parfait.

Ny fiovam-po marina tsy hoe fanamboamboarana ny efa misy akory, fa fahateraham-baovao mihitsy ! Ny foto-pisainana mihitsy no miova. Izany no fahagagana mety ataon'ny Fanahy Masina ao anatin'ny fiainan'ny olona iray izay mibebaka tanteraka ka manokana ny tenany ho an'Andriamanitra. Satria mazava amin'izany olona izany ny sitrapon'Andriamanitra, izay tsara, sy mahafinaritra , ary tanteraka. Izao Tontolo izao sy ny filàny, fahasambarana mamitaka ! Rendrarendra mandalo ihany. Manodoka vetivety fa tsy mahasoa. Mambabo am-pijerena fa ny sandany itondrana takaitra mandritra ny fiainana manontolo. Izany no itenenan'ny apostôly Paoly hoe « Aza manaraka ny fanaon'izao Tontolo izao », fa mamelà ny Fanahin'i Jehovah hanova tanteraka ny fotom-pisainanao, dia ho tanteraka aminao izany voalaza ao amin'ny Galatiana 5:22-23 « Fa ny vokatry ny Fanahy dia fitiavana : fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahononam-po, tsy misy lalàna manohitra izany. »

J.V.


 
      Revenir En Haut  

15/04/2006 12:21:15
Auteur Message
Publicité






Sujet du message: Publicité

PublicitéSupprimer les publicités ?
 
      Revenir En Haut  

11/10/2006 15:23:48
Auteur Message
zandry
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Vatsim-panahy anio 15/04/2006 Répondre en citant

misaotra e!
http://www.agape1.fr


 
      Revenir En Haut  

23/10/2017 23:35:09
Auteur Message
Contenu Sponsorisé






Sujet du message: Vatsim-panahy anio 15/04/2006

 
      Revenir En Haut  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet

 
Réponse rapide:
Pseudo: 


    Smilies
      Revenir En Haut  

 


      Revenir En Haut  

Page 1 sur 1
Sauter vers:  

We request you retain the full copyright notice below including the link to www.phpbb.com. This not only gives respect to the large amount of time given freely by the developers but also helps build interest, traffic and use of phpBB 2.0. If you cannot (for good reason) retain the full copyright we request you at least leave in place the Powered by phpBB line, with phpBB linked to www.phpbb.com. If you refuse to include even this then support on our forums may be affected. The phpBB Group : 2002 // Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Traduction par : phpBB-fr.com -->
Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Avalanche style by What Is Real © 2004