Forum Malagasy
 
Recherche avancée
   
 
Home S’enregistrer FAQ Membres Groupes  
 
 

 
         

Forum Malagasy Index du Forum FORUM - REGIONS Antsirabe Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo
Montrer les messages depuis:   
      Toutes les heures sont au format GMT + 1 Heure  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet Aller à la page: <  1, 2

08/12/2005 17:03:02
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Félix a écrit:
Mir>>Mahafantatra Ricky matoa miteny ary efa nisy nampitandrina ihany nareo amin'io resaka io saingy mbola entanin'ny fo moa ka mitady hanao2 foana fa mba miresaha aminy aloha.
Ricky>>Nanao ahoana hono leity ilay sortie t@ farany volana novambra moa iny?Fantatro fa tsy tany ohatr'ahy ialahy saingy tsimaintsy nahare ny akony


Ka zahay anie vonona mihaino ny resaka rehetra nefa toa tsy nandalo intsony koa i Ricky dia tsy hita be ihany hoe aiza ilay resaka mahasoa.
Fanamarihana kely fotsiny: ilay site aloha dia site tsy miankina amin'iza na iza fa "independant" tanteraka ary tsy voafaritra hoe an'i saint jô irery.Mba hialàna @ olan-kolana samihafa sy ny mety tsy ho "fahafalian'ny sasany" no nandraisana izay fanapahan-kevitra izay. Io moa dia zava-pitranga foana @ lafin-javatra maro samihafa hoe izay manao zavatra ihany no mahazo tsiny ... sy voatsikera. Fa dia raisina sahala @ soso-kevitra hanatsarana daolo ny "critique" sy "remarque" rehetra ka dia mazotoa milaza ny hevitra.Handrasana @ zany Ricky Smile


 
      Revenir En Haut  

08/12/2005 17:03:02
Auteur Message
Publicité






Sujet du message: Publicité

PublicitéSupprimer les publicités ?
 
      Revenir En Haut  

22/01/2006 10:18:49
Auteur Message
gasykamanja
Invité

Hors ligne




Sujet du message: saint jo Répondre en citant

Je voudrais savoir ou vous en êtes sur la construction d'un site pour les anciens de st jo.
Il est vrai que le site "saintjobira" n'a plus d'animateur
je vous conseille de construire qq chose de très simple et non officielle (du moins pour commencer)
Regardez par ex l'ESCA à tana, ya pas grand chose, mais il y a un site qui fonctionne bien "escapromo94.free.fr". Il suffirait juste que qq1 qui s'y connait s'en occupe.
Moi, je ne m'y connais pâs du tout en informatique, mais çà y es j'ai sorti toutes mes photos de saint jo.
Je vous soutiens à 100%
A+ Smile


 
      Revenir En Haut  

22/01/2006 12:01:13
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Re: saint jo Répondre en citant

gasykamanja a écrit:
Je voudrais savoir ou vous en êtes sur la construction d'un site pour les anciens de st jo.
Il est vrai que le site "saintjobira" n'a plus d'animateur
je vous conseille de construire qq chose de très simple et non officielle (du moins pour commencer)
Regardez par ex l'ESCA à tana, ya pas grand chose, mais il y a un site qui fonctionne bien "escapromo94.free.fr". Il suffirait juste que qq1 qui s'y connait s'en occupe.
Moi, je ne m'y connais pâs du tout en informatique, mais çà y es j'ai sorti toutes mes photos de saint jo.
Je vous soutiens à 100%
A+ Smile


- Pour le site, ça vient (en cours de réalisation) et on a besoin de tout le monde.
-Pour les photos tu peux deja les mettre en ligne à cette adresse envoi photos (menu envoi photo et tout le monde pourra les admirer et apres l'ouverture du site on va les transferer.
On attend toutes les photos de saint jo.


 
      Revenir En Haut  

22/01/2006 12:37:54
Auteur Message
gasykamanja
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Voilà, j'ai envoyé qq photos, mais il n'y a que 2 qui soient passées!
à bientôt et merci!


 
      Revenir En Haut  

24/01/2006 15:18:50
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Misaotra t@ sary .Efa mipoitra ao daolo ny sary rehetra nalefanao.

 
      Revenir En Haut  

20/02/2006 09:48:31
Auteur Message
gasykamanja
Vao teraka
Vao teraka

Hors ligne

Inscrit le: 20 Fév 2006
Messages: 2

Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Manao ahoana daholo ianareo ato.
Ka manao ahoana izao ny fandrosoan'ny sita?
Mahereza rmika fa efa mihamandroso ny eto dia efa mandray ny lalana tsara izany e. Merci


 
      Revenir En Haut  

20/02/2006 20:53:36
Auteur Message
rmika
Admin
Admin

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 31

Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

gasykamanja a écrit:
Manao ahoana daholo ianareo ato.
Ka manao ahoana izao ny fandrosoan'ny sita?
Mahereza rmika fa efa mihamandroso ny eto dia efa mandray ny lalana tsara izany e. Merci


Misaotra amin'ny fampaherezana e! Wink Tena misy fotoana hilàna an'izay mihitsy eo @ fiainana sady faly tokoa fa misy ny mpanohana.
Mandeha mian-dalana ny fananganana ilay sita na dia somary sahirana kely aza taoao ny namantsika manoratra ny "code" rehetra momba ilay izy fa dia afaka miresadresaka eto foana tsika mandra-paha.
Izany hoe tsy hajanona akory ity forum ity na dia mitsangana aza ilay site-tsika.
Mandra piresaka indray.


 
      Revenir En Haut  

08/03/2006 21:37:25
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Efa mandroso lasa lavitra ny dingana fananganana ilay site ka mino zahay fa hisy zavatra haroso hojerena atsy ho atsy.Mankahery mandrakariva ny mpamorona azy.

 
      Revenir En Haut  

19/06/2006 02:04:33
Auteur Message
rj
Invité

Hors ligne




Sujet du message: tonga dia alefaso Répondre en citant

ilay site faza isalasala akory , raha izay ancien e; etsy sy eroa tsy ho tafavoaka mihitsy.
Ny hevitro dia ataovy siten'ny mpianatry st jo. na ancien na st jo vaovao dia ao daholo. Rolling Eyes blog koa anie mety e:


 
      Revenir En Haut  

19/06/2006 17:38:34
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Ka tsy voafetra mihitsy anie izay te hiditra fa mahazo makao daolo na taloha na vaovao.

 
      Revenir En Haut  

23/07/2006 17:01:13
Auteur Message
pintady
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

aiza ihany ilay site e, ???

 
      Revenir En Haut  

31/07/2006 18:46:51
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Mahareta kely fa somary niato kely ny fananganana azy fa dia azo atomboka miadana eto foana anie ny fifaneraserantsika.
Efa misy eto daolo ny rehetra (album, chat,forum...)ny Annuaire sisa. Fa dia io moa araka ilay efa nambara teo aloha hoe mifameno sy mifanampy fa tsy mpifaninana akory fa iray ihany.Fa dia rehefa tafatsangana soa aman-tsara ilay izy dia mitohy fotsiny.


 
      Revenir En Haut  

26/10/2006 14:28:32
Auteur Message
Norab
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Efa misokatra ve ny site amin'izao? Toa maika ny hijery azy izahay tranainy e. Mahereza e!

 
      Revenir En Haut  

31/10/2006 11:26:08
Auteur Message
Invité
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Mir a écrit:
Misaotra t@ sary .Efa mipoitra ao daolo ny sary rehetra nalefanao.
Shocked Shocked Evil or Very Mad Rolling Eyes Mr. Green Merci

 
      Revenir En Haut  

09/12/2006 19:18:04
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Anonymous a écrit:
Mir a écrit:
Misaotra t@ sary .Efa mipoitra ao daolo ny sary rehetra nalefanao.
Shocked Shocked Evil or Very Mad Rolling Eyes Mr. Green Merci


Averiko kely, raha te hijery na handefa sary ianao dia ity lien ity arahina.
Album http://rmichael.free.fr


 
      Revenir En Haut  

23/10/2017 23:20:59
Auteur Message
Contenu Sponsorisé






Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo

 
      Revenir En Haut  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet Aller à la page: <  1, 2

 
Réponse rapide:
Pseudo: 


    Smilies
      Revenir En Haut  

 


      Revenir En Haut  

Page 2 sur 2
Aller à la page: <  1, 2
Sauter vers:  

We request you retain the full copyright notice below including the link to www.phpbb.com. This not only gives respect to the large amount of time given freely by the developers but also helps build interest, traffic and use of phpBB 2.0. If you cannot (for good reason) retain the full copyright we request you at least leave in place the Powered by phpBB line, with phpBB linked to www.phpbb.com. If you refuse to include even this then support on our forums may be affected. The phpBB Group : 2002 // Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Traduction par : phpBB-fr.com -->
Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Avalanche style by What Is Real © 2004