Forum Malagasy
 
Recherche avancée
   
 
Home S’enregistrer FAQ Membres Groupes  
 
 

 
         

Forum Malagasy Index du Forum FORUM - REGIONS Antsirabe Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo
Montrer les messages depuis:   
      Toutes les heures sont au format GMT + 1 Heure  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet Aller à la page: 1, 2  >

16/10/2005 11:39:13
Auteur Message
fax
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

akory aby
Ahoana ny fampiasa ilay sondage (ahoana no mi voter?)


 
      Revenir En Haut  

16/10/2005 11:39:13
Auteur Message
Publicité






Sujet du message: Publicité

PublicitéSupprimer les publicités ?
 
      Revenir En Haut  

16/10/2005 12:00:03
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

fax a écrit:
akory aby
Ahoana ny fampiasa ilay sondage (ahoana no mi voter?)


Mila s'inscrire enao vao afaka mi voter @ sondage. raha invité fotsiny enao dia limité be ny zavatra azonao atao fa misorata anarana.

Raha hisoratra anarana dia tsindrio eto s'enregistrer

Ny tombotsoan'ny fisoratana anarana
A lire


 
      Revenir En Haut  

23/10/2005 17:10:56
Auteur Message
Papay
Vao teraka
Vao teraka

Hors ligne

Inscrit le: 23 Oct 2005
Messages: 3

Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

1- Tsy ho site-n'ny colezy mihitsy io fa ho lasa site-n'ny ancien.
2- Tsy hireprésenter ny anciens akory mihitsy io satria tsy maintsy ireo izay nivoaka ivelan'ny firenena ihany no tena ho ao, raha tsy hoe hahazo internet isan-tokatrano ny gasy. Firy isan-jatony anefa izay??!!

Ataovy hoe site-n'ny ancien vitsivitsy tao amin'ny kolejy dia OK! Fa raha tsy izany dia manjary entinareo ao koa ny anaran'olona hafa tsy nanaiky ny momba an'ilay site akory.


 
      Revenir En Haut  

23/10/2005 21:53:31
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Papay a écrit:
1- Tsy ho site-n'ny colezy mihitsy io fa ho lasa site-n'ny ancien.
2- Tsy hireprésenter ny anciens akory mihitsy io satria tsy maintsy ireo izay nivoaka ivelan'ny firenena ihany no tena ho ao, raha tsy hoe hahazo internet isan-tokatrano ny gasy. Firy isan-jatony anefa izay??!!

Ataovy hoe site-n'ny ancien vitsivitsy tao amin'ny kolejy dia OK! Fa raha tsy izany dia manjary entinareo ao koa ny anaran'olona hafa tsy nanaiky ny momba an'ilay site akory.


Misy marina tokoa ny resahanao ary tsara fipetraka ilay fanamarinana fa tsy site "officiel" an'i saint jo mihitsy ilay izy fa ho siten'ny "ancien"(mety ho vitsivitsy mety ho maro be koa...) Ho hita eo izay hiantsoana azy fa ny tena zava-dehibe dia ny hisian'ny "site" iray izay hahafahan'ny ireo olona nianatra tao fahiny hifanerasera indray. Tsy mifidy na avy aiza na avy aiza. Ilay tsy fanekena ve mety ho fantatra ny antony?


 
      Revenir En Haut  

24/10/2005 13:47:01
Auteur Message
Invité
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Mir a écrit:
Ilay tsy fanekena ve mety ho fantatra ny antony?

Manahoana indray e!
Ireo efa nolazaiko ireo no antony nampa-réticent an'ah ka. Dia izay ihany Smile
Raha ohatra manko hoe hanao "siten'ny StJo" tsy misy accord-n'ny StJo dia heveriko fa tsy mety izay.
Raha ohatra koa hanao "siten'ny ancien" kanefa ancien am-polony vitsivitsy amin'ireo aman'arivony any no hanao azy, dia heveriko fa tsy mety koa izay.

Ilay anarana "site saint Jo" ery amin'ny lohateny izany no laviko. Fa tsy ny hanaovan'ny ancien site momba ny sekoliny taloha akory.


 
      Revenir En Haut  

24/10/2005 13:56:53
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Ka izay ilay efa nanazavana hoe site NON officiel ilay izy mba tsy hisian'ny resaka tsy mazava. Kanefa ve raha ohatra ka hiandry ny hevitrin'ny ancien rehetra izay amin'arivony maro tokoa ary miparitaka hatraiza hatraiza vao hanao zavatra dia hisy zavatra ho vita ve na zavatra faran'izay kely aza?
Ndraso ary jerena izay azo atao @ ilay titre.Efa misy ny fikambanana ancien ary ef a nitsanngana ela fa dia hitantsika eto ihany ny fandehany


 
      Revenir En Haut  

24/10/2005 18:48:21
Auteur Message
TsyRaisinyNyAnarana
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Citation:
Kanefa ve raha ohatra ka hiandry ny hevitrin'ny ancien rehetra izay amin'arivony maro tokoa ary miparitaka hatraiza hatraiza ...

Izay mihitsy ange no ataoko hoe ampifanaraho amin'izay ny anarana entiny e!

Ary sao dia efa manana site aloha izany fikambanana ancien izany? Dia manjary mifanitsaka?


 
      Revenir En Haut  

24/10/2005 21:20:30
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Tsy mbola manana site mihitsy aloha ny ancien h@ zao tsika miteny izao (eny fa na dia ny saint jo aza...efa nisy nanangana iray tsy officiel ihany koa taloha fa tsy voakarakaran'ilay mpamorona intsony )ka izay no nahatonga ilay fikasana hoe ndao hanangana zavatra iray ho antsika ary hahafahantsika mifandray sy mifampaheno vaovao na any Mada na any an-dafy....Ka "tokony" tsy maintsy hisy fifandraisana" amin'io fikambanana( efa mijoro ara-panjakana efa ela) efa misy io ilay izy mba tsy hisian'izay fizarazarana izay.
Sahala @ mampalahelo ihany ilay sekolintsika hoe mba manana ny maha izy azy ihany nefa dia site aza tsy hananany.Ka fitiavana ilay sekolintsika io no nahatonga ilay "projet" ary niantsoana antsika mba hilaza ny hevitra sy hifanohana.Ka ny zavatra rehefa tsy atomboka dia tsy hisy mihitsy dia nanapa-kevitra ny maro hoe aleo dia hatomboka ny fananganana azy.
Lazaina mian-dalana eto ihany ny fivoarany @ lafiny rehetra.


 
      Revenir En Haut  

25/10/2005 14:30:40
Auteur Message
Papay
Vao teraka
Vao teraka

Hors ligne

Inscrit le: 23 Oct 2005
Messages: 3

Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Citation:
... hanangana zavatra iray ho antsika ... hahafahantsika ...

Ilay "tsika" io, insister-ko hoà hoe farito tsara hoe hatraiza....
Citation:
... dia nanapa-kevitra ny maro hoe ...

... Indrindra raha olona 5 amin'ny an'arivony no "maro" nanaiky an'ilay izy.

Manana fanontaniana koa aho:
- Efa mpikambana ao amin'io fikambanana efa mijoro ara-panjakana io ve ny olona hanao an'ilay site?
- Azonareo antoka ve fa tsy efa misy volavolan-kevitra hanangana site koa amin'io fikambanana io?

Ary farany soso-kevitra:
- Maninona raha site ho an'io fikambanana efa mijoro ara-panjakana io no atao? Matotra kokoa izy amin'izay.

PS:
Citation:
Ka "tokony" tsy maintsy hisy

tokony sa tsy maintsy? Mifanohitra manko ireo Smile


 
      Revenir En Haut  

25/10/2005 18:49:39
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Marobe izany fangatahana fanazavana ataonao zany ry Papay.

Hametraka fanotaniana kely aho aloha alohan'ny hitaran'ilay ady hevitra mahafinaritra ataontsika.
Tena "ancien" tao marina tokoa ve aloha hianao sa olona mandalo fotsiny ianao dia mba tianao ilay miady hevitra? (tsy misy maha ratsy an'izay akory ary izay no hilàna ny forum)
Raha eny, mety mba ho fantatra ve hoe promo oviana? (tena mba hilaiko valiny io)raha tsy tianao ho valiana eto dia alefaso MP any amiko.
Maro ny zavatra "en cours" @ zao fotoana hiresahantsika izao ka tsy mbola afaka hilaza inona loatra eto raha tsy efa azo daolo ny valiny rehetra.
Ny azoko lazaina kely fotsiny hoe: tsy dia olana be loatra raha izay resaka anarana "ancien" . Betsaka ny anarana azo atao ary tsy mampiova ny votoatin'ilay site izay.
Momba ilay raha site'ny fikambanana mety hisy lafy ratsiny izay satria lasa misy "engagement" ilay izy nefa zavatra atao am-pitiavana maimaim-poana.
Tsy mbola afaka manao conclusion aho h@ zao fa dia eritrereto hoe karazana site perso aloha ilay izy dia tsy simba ny eritreritrao.Hitanao eo ihany ny "evolution".
Neutral


 
      Revenir En Haut  

29/11/2005 11:35:27
Auteur Message
Ricky
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

>> Papay / Mir : tena intéressant ilay discussion - saingy efa ela ianareo no tsy nanoratra - alors où est-ce que vous en êtes ? Merci

 
      Revenir En Haut  

29/11/2005 11:42:20
Auteur Message
Ricky
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Attn Mir Répondre en citant

Bjr,

Je souhaite correspondre avec toi à propos de l'association!
J'ai quelques tuyau


 
      Revenir En Haut  

29/11/2005 16:39:10
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Re: Attn Mir Répondre en citant

Ricky a écrit:
Bjr,

Je souhaite correspondre avec toi à propos de l'association!
J'ai quelques tuyau


Salut,
Le projet avance, j' attends tes idées, elles sont toujours les bienvenues.


 
      Revenir En Haut  

05/12/2005 18:16:41
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Ka miandry izay resaky ricky izany e! alefaso izay mahasoa sy ny soso-kevitra rehetra

 
      Revenir En Haut  

08/12/2005 12:04:57
Auteur Message
Félix
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo Répondre en citant

Mir>>Mahafantatra Ricky matoa miteny ary efa nisy nampitandrina ihany nareo amin'io resaka io saingy mbola entanin'ny fo moa ka mitady hanao2 foana fa mba miresaha aminy aloha.
Ricky>>Nanao ahoana hono leity ilay sortie t@ farany volana novambra moa iny?Fantatro fa tsy tany ohatr'ahy ialahy saingy tsimaintsy nahare ny akony


 
      Revenir En Haut  

23/10/2017 23:34:23
Auteur Message
Contenu Sponsorisé






Sujet du message: Fikasana hanangana site mikasika an'i Saint Jo

 
      Revenir En Haut  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet Aller à la page: 1, 2  >

 
Réponse rapide:
Pseudo: 


    Smilies
      Revenir En Haut  

 


      Revenir En Haut  

Page 1 sur 2
Aller à la page: 1, 2  >
Sauter vers:  

We request you retain the full copyright notice below including the link to www.phpbb.com. This not only gives respect to the large amount of time given freely by the developers but also helps build interest, traffic and use of phpBB 2.0. If you cannot (for good reason) retain the full copyright we request you at least leave in place the Powered by phpBB line, with phpBB linked to www.phpbb.com. If you refuse to include even this then support on our forums may be affected. The phpBB Group : 2002 // Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Traduction par : phpBB-fr.com -->
Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Avalanche style by What Is Real © 2004