Forum Malagasy
 
Recherche avancée
   
 
Home S’enregistrer FAQ Membres Groupes  
 
 

 
         

Forum Malagasy Index du Forum FORUM - REGIONS Antsirabe Hijery sary? sa handefa?
Montrer les messages depuis:   
      Toutes les heures sont au format GMT + 1 Heure  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet

24/10/2005 23:04:27
Auteur Message
rmika
Admin
Admin

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 31

Sujet du message: Hijery sary? sa handefa? Répondre en citant

Misy gallerie "Provisoire" ity ahazoantsika mijery sary. Mbola vitsy kely ny sary ao fa miandry ny avy any amintsika mba ho jeren'ny maro.Afaka manokatra post hafa raha misy commentaire.

Menu Gallerie : Hijery sary
Menu envoi photos ! handefa sary

Dia manantena ny sary alefantsika izany.
tsindrio ary


 
      Revenir En Haut  

24/10/2005 23:04:27
Auteur Message
Publicité






Sujet du message: Publicité

PublicitéSupprimer les publicités ?
 
      Revenir En Haut  

26/10/2005 08:33:40
Auteur Message
Félix
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Hijery sary? sa handefa? Répondre en citant

Dia aiza ho aiza amin'ireo rmika fa tadidiko daholo ny ankabeazan'ireo ankizy eo amin'io sary io?

 
      Revenir En Haut  

26/10/2005 21:18:46
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Hijery sary? sa handefa? Répondre en citant

Tena tsy ao rmika fa sary nalefan'ny ankizy hafa io. 3èI ry zalahy fa io 3eII.Mbola miandry ny alefan'ny olona e! mety hitranga daolo ao ihany ny tranainy.

 
      Revenir En Haut  

09/11/2005 22:35:38
Auteur Message
ramary
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Hijery sary? sa handefa? Répondre en citant

Misy sary vaovao indray ao izay hijery e!
2ndeI t@ 1986

[editer par le modérateur: Merci milay be lay sary fa manasa anao Ramary hisoratra anarana e!
Tsindrio eto http://malagasy.xooit.com/profile.php?mode=register]


 
      Revenir En Haut  

14/11/2005 00:51:55
Auteur Message
livanklifa
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Hijery sary? sa handefa? Répondre en citant

Izaho indray mba tena te-hahita ankizy classe 2nd t@ 1981 na 1982.Misaotra raha misy manana photo de classe t@ izany hojerena.

[editer par le modérateur: Tongava ho mpikambana Livanklifa a, mety betsaka ny promo anao eto ka
Tsindrio eto http://malagasy.xooit.com/profile.php?mode=register]


 
      Revenir En Haut  

08/12/2005 12:08:15
Auteur Message
Félix
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Hijery sary? sa handefa? Répondre en citant

Ramary>>Fantampantatro aby koa ny olona rehetra ao anty ny sary fa toa kilay parallèle tamiko io kilasy io fa mba aiza amin'io aloha ary izany aloha nareo e?

 
      Revenir En Haut  

08/12/2005 12:15:00
Auteur Message
Félix
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Hijery sary? sa handefa? Répondre en citant

Toa promo iray ihany ange izany ireo sary roa ireo satria misy ankizy miverina ao amin'ny sary iray ihany ao e!Ry vicky,Eric Martin,Harilala izao sady atsy amin'ny iray no atsy amin'y iray

 
      Revenir En Haut  

08/12/2005 17:06:19
Auteur Message
Promo 88
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Hijery sary? sa handefa? Répondre en citant

Ie! mitohy ireo classe ireo. 3è dia avy eo 2nde. Ka normal raha miverina ny ankizy. ka alefaso koa izay sary any aminareo any jerena e!.zà zao mbola mikaroka ny entana fahiny.

 
      Revenir En Haut  

23/07/2006 17:03:24
Auteur Message
pintady
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Hijery sary? sa handefa? Répondre en citant

merci fa hitanay ao ny tenanay e

 
      Revenir En Haut  

23/10/2017 23:33:19
Auteur Message
Contenu Sponsorisé






Sujet du message: Hijery sary? sa handefa?

 
      Revenir En Haut  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet

 
Réponse rapide:
Pseudo: 


    Smilies
      Revenir En Haut  

 


      Revenir En Haut  

Page 1 sur 1
Sauter vers:  

We request you retain the full copyright notice below including the link to www.phpbb.com. This not only gives respect to the large amount of time given freely by the developers but also helps build interest, traffic and use of phpBB 2.0. If you cannot (for good reason) retain the full copyright we request you at least leave in place the Powered by phpBB line, with phpBB linked to www.phpbb.com. If you refuse to include even this then support on our forums may be affected. The phpBB Group : 2002 // Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Traduction par : phpBB-fr.com -->
Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Avalanche style by What Is Real © 2004