Forum Malagasy
 
Recherche avancée
   
 
Home S’enregistrer FAQ Membres Groupes  
 
 

 
         

Forum Malagasy Index du Forum FORUM - REGIONS Ambatondrazaka Seraseran'ireo gôna avy any Ambatondrazaka
Montrer les messages depuis:   
      Toutes les heures sont au format GMT + 1 Heure  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet

20/10/2005 08:15:55
Auteur Message
mini
Vao teraka
Vao teraka

Hors ligne

Inscrit le: 18 Oct 2005
Messages: 5
Localisation: Madagascar

Sujet du message: Seraseran'ireo gôna avy any Ambatondrazaka Répondre en citant

Aiza daholo ianareo gôna rehetra avy any Ambato e ? Tsy aleo ve mba miserasera

 
      Revenir En Haut  

20/10/2005 08:15:55
Auteur Message
Publicité






Sujet du message: Publicité

PublicitéSupprimer les publicités ?
 
      Revenir En Haut  

24/10/2005 14:39:31
Auteur Message
mini
Vao teraka
Vao teraka

Hors ligne

Inscrit le: 18 Oct 2005
Messages: 5
Localisation: Madagascar

Sujet du message: Seraseran'ireo gôna avy any Ambatondrazaka Répondre en citant

O ry reto, a! Aiza daholo ianareo fa lany ve ny gôna avy any Ambato e? Raha mandinika ianareo dia tsy dia misy firy ny sujet mahakasika antsika ka tsy aleo eto no mihaona ?

 
      Revenir En Haut  

27/10/2005 09:53:31
Auteur Message
Gôtliba
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Seraseran'ireo gôna avy any Ambatondrazaka Répondre en citant

Tsy mbola misy afaka mandalo eto ny gôna avy any fa mbola mbola mikarakara mafy an'ity raharaham-bary manahirana ity e!

 
      Revenir En Haut  

30/10/2005 14:10:17
Auteur Message
tia
Vao teraka
Vao teraka

Hors ligne

Inscrit le: 30 Oct 2005
Messages: 1
Localisation: Ambatondrazaka

Sujet du message: Seraseran'ireo gôna avy any Ambatondrazaka Répondre en citant

tonga ary aho hanampy ny gona ka aiza ry Gôtiliba a!
Fa inona no tena manahirana amin'ny vary no dia tena mbola variana, angaha efa fotoam-panetsana sahady izao e!


 
      Revenir En Haut  

16/04/2006 16:09:11
Auteur Message
barawa
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Seraseran'ireo gôna avy any Ambatondrazaka Répondre en citant

manahoana legôna tratry ny paka daôly

 
      Revenir En Haut  

22/04/2006 10:02:25
Auteur Message
OLIVA
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Seraseran'ireo gôna avy any Ambatondrazaka Répondre en citant

manao ahoana daholo ianareo ato

 
      Revenir En Haut  

24/04/2006 19:45:21
Auteur Message
selia
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Seraseran'ireo gôna avy any Ambatondrazaka Répondre en citant

manaona daholy o,misy ôl avy ambatondraza ve ato mba tia hiresaka amina inty ny adresse mail ko sidoly06@yahoo.fr

 
      Revenir En Haut  

31/08/2007 11:55:08
Auteur Message
menalamba
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Seraseran'ireo gôna avy any Ambatondrazaka Répondre en citant

MAnakory iaby é??
Ato misy avy any Ambato é!!
Mba te hanana fifandraisana @zay olona avy any é!!
Ity ny adress'ko ho an'zay mazoto hifandray amiko.
royal2mada@yahoo.fr
royal2mada@hotmail.fr


 
      Revenir En Haut  

16/11/2007 11:07:46
Auteur Message
Fafah
Invité

Hors ligne




Sujet du message: serasera am gona nAmbato Répondre en citant

Slt gona! Za mba te iserasera amnareo ato e. Ty ny mail ko raissah1@yahoo.fr

 
      Revenir En Haut  

25/04/2008 15:02:25
Auteur Message
nonau
Invité

Hors ligne




Sujet du message: gona kely lero a Répondre en citant

slt, za teraka tambato, tany ambohimasina zay mpetraka, akao zama zay sa! hitanareo fa mahay za
Za ko mba te aheno vao2 avy akainy, za efa ela tsy tafandalo fa tena taraiky taty e
iza no mba afaka mresaka momba ny any

ty mailko
onagre80@yahoo.fr


 
      Revenir En Haut  

19/11/2008 16:51:01
Auteur Message
hents
Invité

Hors ligne




Sujet du message: ambatondrazaka Répondre en citant

a!gôna!za zao tena faly mihitsy hoe misy olona avy any mba miresaka ato!inona rô vao2 any fa zay tena efa ela tsy nankany fa tena mafy ny fianarana sy ny fiainana

 
      Revenir En Haut  

21/11/2008 10:00:44
Auteur Message
bandyAkama
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Ambatondrazaka Répondre en citant

tsy haiko aloha fa ny fijeriko azy, dia mihasimba ny tanana ny lalana mihapotika tsy misy fanamboarana efa tsy resahina ny RN44 na dia somary nisy fanamboarana kely fa mbola tsy vita goudron.

Antenaina mba ho vita goudron ny avy any ambohimasina ka hatrany avaradrova mankany @ gare sy ny ao an-tanana rehetra e.


 
      Revenir En Haut  

23/10/2017 23:32:57
Auteur Message
Contenu Sponsorisé






Sujet du message: Seraseran'ireo gôna avy any Ambatondrazaka

 
      Revenir En Haut  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet

 
Réponse rapide:
Pseudo: 


    Smilies
      Revenir En Haut  

 


      Revenir En Haut  

Page 1 sur 1
Sauter vers:  

We request you retain the full copyright notice below including the link to www.phpbb.com. This not only gives respect to the large amount of time given freely by the developers but also helps build interest, traffic and use of phpBB 2.0. If you cannot (for good reason) retain the full copyright we request you at least leave in place the Powered by phpBB line, with phpBB linked to www.phpbb.com. If you refuse to include even this then support on our forums may be affected. The phpBB Group : 2002 // Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Traduction par : phpBB-fr.com -->
Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Avalanche style by What Is Real © 2004