Forum Malagasy
 
Recherche avancée
   
 
Home S’enregistrer FAQ Membres Groupes  
 
 

 
         

Forum Malagasy Index du Forum FORUM - REGIONS Antsirabe Tsika avy any Bira, Aiza no misy antsika izao?
Montrer les messages depuis:   
      Toutes les heures sont au format GMT + 1 Heure  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet Aller à la page: 1, 2, 3  >

12/10/2005 18:08:30
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Tsika avy any Bira, Aiza no misy antsika izao? Répondre en citant

Hoanareo izay mandalo eto, mety ho fantatra ve hoe avy aiza ny toerana misy anao io? tsara mantsy ny mba mahalala hoe miparitaka aiza daholo ny avy any antsirabe rehetra.Sao mba lasa miray toerana hafa indray aty aoriana dia mitohy ny tantara e!

 
      Revenir En Haut  

12/10/2005 18:08:30
Auteur Message
Publicité






Sujet du message: Publicité

PublicitéSupprimer les publicités ?
 
      Revenir En Haut  

13/10/2005 13:35:13
Auteur Message
Mir
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 08 Oct 2005
Messages: 37

Sujet du message: Tsika avy any Bira, Aiza no misy antsika izao? Répondre en citant

Aleo atomboko fa toa menamenatra Embarassed tsy mety milaza vavao nareo izany:
Ny tenanay moa izany dia tao @ saint jo tao fahiny (82-89) dia nifindra tany tanà dia amin'izao fotoana aty @ region parisienne no mipetraka.


 
      Revenir En Haut  

20/10/2005 12:03:46
Auteur Message
mini
Vao teraka
Vao teraka

Hors ligne

Inscrit le: 18 Oct 2005
Messages: 5
Localisation: Madagascar

Sujet du message: Tsika avy any Bira, Aiza no misy antsika izao? Répondre en citant

Izahay tany antsirabe no lehibe, dia nony afaka bacc dia nianatra taty Tanà, dia @ izao mbola eto ihany no mila ravin'ahitra. Vao haingana no nody nijery ny tanàna fa tsy hay hadinoina.

 
      Revenir En Haut  

21/10/2005 10:56:52
Auteur Message
ambany regionaly
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Marina ny azy Répondre en citant

[quote="mini"]Izahay tany antsirabe no lehibe, dia nony afaka bacc dia nianatra taty Tanà, dia @ izao mbola eto ihany no mila ravin'ahitra. Vao haingana no nody nijery ny tanàna fa tsy hay hadinoina.[/quote]Tena manohana ilay hevitra aho hoe aiza avy no misy ny olona manoratra eto mba hahafantarana ny fianaki'ny ankizy avy eto Bira misy izao ny any Mexique mifanoratra amiko izaho eto @ region parizianina .Mandrapitafa indray :lol:
[editer par le modérateur: Ka iza ary ianao e ? Manasa anao hiditra lalindalina kokoa e!
Tsindrio eto http://malagasy.xooit.com/profile.php?mode=register]


 
      Revenir En Haut  

21/10/2005 15:13:23
Auteur Message
Liona
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Tsika avy any Bira, Aiza no misy antsika izao? Répondre en citant

Zahay ary zao eto Lyon 69 e (france)!
Vao taona vitsy2 zay, dia mianatra ihany moa izany no atao eto!
Sinon, misy maro2 ihany ny ankizy avy any antsirabe eto lyon
fa aleo ngamba ry zareo no asiana milaza ny momba2 azy

Sao dia mba misy manana ny sarin ny any am tanàna any mba jerevana fa
efa ela de ela zay no tsy tany ka manin'eeee!!

okay


Editer par le modérateur :Tena efa tsara ny tanàna ry Liona à! Tsenasabotsy zao vao namboarina fa mety ho lasa milay be avy eo. Mba manasa anao aloha hiditra ho mpikambana eto e
Tsindrio eto http://malagasy.xooit.com/profile.php?mode=register]


 
      Revenir En Haut  

24/10/2005 14:06:55
Auteur Message
Félix
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Tsika avy any Bira, Aiza no misy antsika izao? Répondre en citant

Sali an!
Izaho indray vao amam-bolana izay no nanomboka nipetraka eto Ile de France.Nianatra tao @ pôvy aho t@ primaire dia nifindra tao @ collège t@ 6ème dia nifindra tao Tanà après ny bacc dia nikandra2 tao aloha dia izao lasa aty @ ezaka izao indray.


 
      Revenir En Haut  

20/01/2006 15:57:40
Auteur Message
95
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Tsika avy any Bira, Aiza no misy antsika izao? Répondre en citant

samy aty @ idf tsika izany ry felix fa tsy aleo ve mba mifanoratra na mihaona rahga hilaina??

 
      Revenir En Haut  

25/01/2006 12:59:25
Auteur Message
007
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Tsika avy any Bira, Aiza no misy antsika izao? Répondre en citant

Anay indray de tao @ Col' hatr@ 1ère de savy teo teny @ lycée,de teny ankatso de avy eo tany @ 87, de 75 de eto Tanà indray izao.

 
      Revenir En Haut  

12/02/2006 01:17:29
Auteur Message
ST-89
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Tsika avy any Bira, Aiza no misy antsika izao? Répondre en citant

salut daholo .Tena ela za no tsy teto fa zao vao afaka.Fa iza leitsy ialahy ra felix fa tsy tadidiko le ?????
omeo spapa mora tadidy hoe za ????


 
      Revenir En Haut  

14/02/2006 15:12:02
Auteur Message
Félix
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Tsika avy any Bira, Aiza no misy antsika izao? Répondre en citant

STD 89<<T@ 6ème moa tsika mitsam ngamba no iray kilasy tao @ Mlle Gabrielle niaraka t@ ry Rija Alain sy ry Rija Didier sy ry Thierry William ireny raha tsy diso ny fitadidiako.Tsy dia tiako ho tenenina be eto hoe tena ilay t@ zavatra iray no ahafantaran'ialahy ahy fa tonga dia mihahaka be ilay bandy dia tsy milay.
95<<Azo atao tsara ny mifandray raha hifandray fa ny fifanomezana fotoana no tokony amboarina fa izaho 20ème dia ho hita araky ny fifandraisana eo.Na mbola tsy mifankahalala aza hoe iza moa nareo naiza izaho fa rehefa mifanena vao samy ho gaga hoe hay ve e!


 
      Revenir En Haut  

14/02/2006 18:49:58
Auteur Message
95
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Tsika avy any Bira, Aiza no misy antsika izao? Répondre en citant

Tena hevitra mety izany ry Felix fa ahoana izany no fomba hifanomezana fotoana? eto ve sa aiza? zà aloha @ 95 fa azo atao foana ny RV.Iray promo t@ rija alain aho @ terminal fa zà TD fotsiny.Mpinamana tsara zahay roalahy.

 
      Revenir En Haut  

17/02/2006 11:17:35
Auteur Message
Félix
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Tsika avy any Bira, Aiza no misy antsika izao? Répondre en citant

Tena tsimaintsy fantatro ihany ianao ry 95 fa ndao mba atao zay hihaonana a!Mba milay koa anie izany mihaona izany na dia mba hifampitantara ny fahiny fotsiny aza e!

 
      Revenir En Haut  

18/02/2006 20:08:47
Auteur Message
95
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Tsika avy any Bira, Aiza no misy antsika izao? Répondre en citant

Félix a écrit:
Tena tsimaintsy fantatro ihany ianao ry 95 fa ndao mba atao zay hihaonana a!Mba milay koa anie izany mihaona izany na dia mba hifampitantara ny fahiny fotsiny aza e!


ka aleo atao resaka matotra ilay izy faizany hoe tsy atao ampahibemaso be eto fa aleo misoratra anarana maka pseudo fixe eto dia afaka mifandefa message privé ravieo @ zay fotoana hifanaovana.Ndraso fa izao aho dia hiditra hisoratra anarana. io 95 io ihany.


 
      Revenir En Haut  

18/02/2006 20:19:49
Auteur Message
95
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 18 Fév 2006
Messages: 11

Sujet du message: Tsika avy any Bira, Aiza no misy antsika izao? Répondre en citant

Ka miandry an'i felix izany e! efa tafiditra aho. Very Happy

 
      Revenir En Haut  

21/02/2006 15:21:45
Auteur Message
Félix
Vao teraka
Vao teraka

Hors ligne

Inscrit le: 21 Fév 2006
Messages: 4

Sujet du message: Tsika avy any Bira, Aiza no misy antsika izao? Répondre en citant

Efa tafiditra ihany koa aho ry 95 dia amin'io anarana io ihany a!

 
      Revenir En Haut  

23/10/2017 23:34:02
Auteur Message
Contenu Sponsorisé






Sujet du message: Tsika avy any Bira, Aiza no misy antsika izao?

 
      Revenir En Haut  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet Aller à la page: 1, 2, 3  >

 
Réponse rapide:
Pseudo: 


    Smilies
      Revenir En Haut  

 


      Revenir En Haut  

Page 1 sur 3
Aller à la page: 1, 2, 3  >
Sauter vers:  

We request you retain the full copyright notice below including the link to www.phpbb.com. This not only gives respect to the large amount of time given freely by the developers but also helps build interest, traffic and use of phpBB 2.0. If you cannot (for good reason) retain the full copyright we request you at least leave in place the Powered by phpBB line, with phpBB linked to www.phpbb.com. If you refuse to include even this then support on our forums may be affected. The phpBB Group : 2002 // Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Traduction par : phpBB-fr.com -->
Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Avalanche style by What Is Real © 2004