Forum Malagasy
 
Recherche avancée
   
 
Home S’enregistrer FAQ Membres Groupes  
 
 

 
         

Forum Malagasy Index du Forum FORUM - REGIONS Antananarivo Promo taloha @ esca antanimena
Montrer les messages depuis:   
      Toutes les heures sont au format GMT + 1 Heure  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet Aller à la page: <  1, 2, 3

05/03/2008 11:20:49
Auteur Message
Zan
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Promo taloha @ esca antanimena Répondre en citant

Dia ahoana izany izahay avy any amin'ny ESCA hafa nefa notantanin-dry Frera ihany koa eh!!!! dia isika smy isika ihany aloha io hatyramin'izao na dia... ladim-boatavo eh... sa ahoana hoy ianareo... ny nay moa ny sekoly efa rindrina sisa mijoro fa efa nialan-dry frera efa elabe ny fitantanana azy... tena nilaozany tanteraka eh.... Malahelo ny fo sy saina mhita ny zava-misy ao an-toerana kanefa atao ahoana moa... ny namana rehetra mba nandalo tao koa moa tsy dia misty hita intsony na dia efa misimisy ireo niova taranja tanteraka dia misy ireo lasa nanao frera na masera na mopera...
Ao izay ilay tanànakelinay. tao no nipoiranay ary tao no nibeazanay tamin'ny fitaizan'i Sefrera tao amin'ny ESCA... tsy tanisaina betsaka fa efa mamalona azy ny tantara ka tsy hofohazina velively... mandram-pihaona daholo....


 
      Revenir En Haut  

05/03/2008 11:20:49
Auteur Message
Publicité






Sujet du message: Publicité

PublicitéSupprimer les publicités ?
 
      Revenir En Haut  

05/03/2008 13:00:04
Auteur Message
tsik-tsik:D
Vao teraka
Vao teraka

Hors ligne

Inscrit le: 14 Mai 2007
Messages: 7
Localisation: eto iany

Sujet du message: Promo taloha @ esca antanimena Répondre en citant

:| ??? tena tsy arako mintsy lé resak'i Zan marina! :lol:
_________________
you're all that I need


 
      Revenir En Haut  

08/05/2008 18:17:35
Auteur Message
Enidan
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Promo Mitsinjo (2000-2001) Répondre en citant

tsik-tsik:D a écrit:
Neutral ??? tena tsy arako mintsy lé resak'i Zan marina! Laughing



Slt daolo, za ko nianatra ta am ESCA depuis 12è jusqu'en terminale. Eeeh! tadidiko ery! mpianatry Mme Yvone zahay tam zany, 12èB. Mazotoa daholo ary e!

 
      Revenir En Haut  

08/05/2008 18:22:21
Auteur Message
Enidan
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Promo MITSINJO Répondre en citant

Mbola za iany, so d mba misy promo MITSINJO any fa mb tena t hiresaka aminy mafdy a e! zany akory ts manakana ny hafa an!

 
      Revenir En Haut  

08/05/2008 18:33:37
Auteur Message
Edinan
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Promo taloha @ esca antanimena Répondre en citant

Mankasitraka an'gasykamanja amlé hira faneva e!Za koa tam am ESCA depuis 12è-terminale (sortant 2000-2001). Fa ty koa mbola misy ho an'zé T.S "Fa tolona, tolona sy ady ny fiainana ka zara ho an"izay manam-piniavana handresy"Clarisse R, Ny zanakoII. Ny ahy aloa ny mpampianatra ankasitrahako ndrindra d ny tany am primaire e! (+Meur Bertrand). Hisaorana s deraina manokana nareo mpampianatra rehetra e! Hafa iany ny fiainana misy discipline e!

 
      Revenir En Haut  

12/05/2008 15:33:04
Auteur Message
Christallina
Vao miteny
Vao miteny

Hors ligne

Inscrit le: 09 Oct 2005
Messages: 23
Localisation: Paris

Sujet du message: Promo taloha @ esca antanimena Répondre en citant

Zan a écrit:
Dia ahoana izany izahay avy any amin'ny ESCA hafa nefa notantanin-dry Frera ihany koa eh!!!! dia isika smy isika ihany aloha io hatyramin'izao na dia... ladim-boatavo eh... sa ahoana hoy ianareo... ny nay moa ny sekoly efa rindrina sisa mijoro fa efa nialan-dry frera efa elabe ny fitantanana azy... tena nilaozany tanteraka eh.... Malahelo ny fo sy saina mhita ny zava-misy ao an-toerana kanefa atao ahoana moa... ny namana rehetra mba nandalo tao koa moa tsy dia misty hita intsony na dia efa misimisy ireo niova taranja tanteraka dia misy ireo lasa nanao frera na masera na mopera...Ao izay ilay tanànakelinay. tao no nipoiranay ary tao no nibeazanay tamin'ny fitaizan'i Sefrera tao amin'ny ESCA... tsy tanisaina betsaka fa efa mamalona azy ny tantara ka tsy hofohazina velively... mandram-pihaona daholo....

Tena mba azavao ry Zan fa tsy takatray ilay resaka Smile

 
      Revenir En Haut  

22/07/2008 04:44:59
Auteur Message
lady24
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Promo taloha @ esca antanimena Répondre en citant

Slt doly, Izay tao @ 1ere G t@ 2000-2001 sns. Aiza daholo ohhhh Cool .

 
      Revenir En Haut  

21/03/2009 10:19:00
Auteur Message
na
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Promo taloha @ esca antanimena Répondre en citant

hi hi gregoire titulaire nay t@terminale promo 2003
faly ery tafaraka taminy satria lé ts kopy in in avec rawilly d refa napianarin i gregoire @zay d lé manao oe aaaaaaaahhhhh, ouhhhhh, aaaaahh, mba mazava tsara ery


 
      Revenir En Haut  

12/06/2009 13:47:43
Auteur Message
soly
Vao teraka
Vao teraka

Hors ligne

Inscrit le: 11 Juin 2009
Messages: 3

Sujet du message: Promo taloha @ esca antanimena Répondre en citant

milay zany! za ko prom 2004! misy ve ato?
_________________
ilay tananako


 
      Revenir En Haut  

22/09/2010 14:14:48
Auteur Message
Lioana
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Promo taloha @ esca antanimena Répondre en citant

salut à tous! js8 de la promotion 2005 de chez "kesika", mon ancien école représente tout ce que je sais et tout ce que je suis. j'y étais depuis la 12ème. Un grand merci aux initiateurs de ce forum. Pour résumer, l'ambiance à l'esca était vraiment cool, mais comme Mr Tata l'a dit "Je suis coll mais pas con!", mdrrrrr, pour dire que la discipline de travail a porter ces fruits, en tout cas pour moi ça a marcher, Merci aux enseignants.Surrr eeeee Wink

 
      Revenir En Haut  

19/10/2010 14:15:41
Auteur Message
mihanta
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Promo taloha @ esca antanimena Répondre en citant

kaiz daholo!! nareo retr manoratr eo zan ef papa s mama ny akamaron??? zay mbôl sortan prom t@ 2008? 1995 za nidtr tao!!
nareo v mbô manin ny ambianc tao?


 
      Revenir En Haut  

03/02/2011 11:19:59
Auteur Message
dady
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Promo taloha @ esca antanimena Répondre en citant

manao kapa sokobidoa dahol zany an!!!!!!!!

 
      Revenir En Haut  

21/02/2012 15:46:04
Auteur Message
Pierre
Invité

Hors ligne




Sujet du message: Re: Promo taloha @ esca antanimena Répondre en citant

Christallina a écrit:
Raha mba misy avy tany @ esca antanimena tany taloha mandalo eto dia mamelà hafatra e! mitady namana zahay.








Salut daholo e, ancien esca aho (de 1973 à 1985) ary mbola mianatra ao @ ESCA, nanomboka ny taona 2000, koa ny zanako roa ankehitriny.


Hitako daholo ny fahiny sy ankehitriny t@ ESCA ary manantena ho avy tsara kokoa.


Ilay Frère Directeur ankehitriny Omar Patrick G. Andriambahoaka, izay niara nianatra tamiko tao ihany dia azoko antoka fa maharaka tsara ny atao hoe Education des jeunes.


Maro  ireo mpampianatra efa nodimandry ihany koa ary nodimbiasan'ireo  mpampianatra ankehitriny ireo koa iray generation tamiko.


Mankahery anareo zandry , zanaka mbola eo ampianarana ary mankasitraka ny Ray amandreniko sy ny Mpanabe tao @ ESCA Antanimena ihany koa. Razz
 


 
      Revenir En Haut  

24/11/2017 17:14:44
Auteur Message
Contenu Sponsorisé






Sujet du message: Promo taloha @ esca antanimena

 
      Revenir En Haut  
Poster un nouveau sujet  Répondre au sujet Aller à la page: <  1, 2, 3

 
Réponse rapide:
Pseudo: 


    Smilies
      Revenir En Haut  

 


      Revenir En Haut  

Page 3 sur 3
Aller à la page: <  1, 2, 3
Sauter vers:  

We request you retain the full copyright notice below including the link to www.phpbb.com. This not only gives respect to the large amount of time given freely by the developers but also helps build interest, traffic and use of phpBB 2.0. If you cannot (for good reason) retain the full copyright we request you at least leave in place the Powered by phpBB line, with phpBB linked to www.phpbb.com. If you refuse to include even this then support on our forums may be affected. The phpBB Group : 2002 // Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Traduction par : phpBB-fr.com -->
Powered by phpBB © 2001, 2017 phpBB Group
Avalanche style by What Is Real © 2004